ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
14 : 33

وَلَوۡ دُخِلَتۡ عَلَيۡهِم مِّنۡ أَقۡطَارِهَا ثُمَّ سُئِلُواْ ٱلۡفِتۡنَةَ لَأٓتَوۡهَا وَمَا تَلَبَّثُواْ بِهَآ إِلَّا يَسِيرٗا

Ary raha nidirana tao amin’izy ireo avy tamin’ny ilan’ny tanàna; avy eo nanontaniana azy ireo ny fitsapana (fialana amin’ny finoana), dia notanterahan’izy ireo tokoa izany, ary tsy nisy afa-tsy fotoana kely ihany no nandrasan’izy ireo tamin’izany. info
التفاسير: