ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
29 : 32

قُلۡ يَوۡمَ ٱلۡفَتۡحِ لَا يَنفَعُ ٱلَّذِينَ كَفَرُوٓاْ إِيمَٰنُهُمۡ وَلَا هُمۡ يُنظَرُونَ

Teneno hoe : “Amin’ny andro Fandresena, dia tsy misy fiantraikany amin’ireo tsy mpino intsony ny finoany ! Ary tsy misy fe-potoana omena azy ireo intsony.” info
التفاسير: