ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
68 : 3

إِنَّ أَوۡلَى ٱلنَّاسِ بِإِبۡرَٰهِيمَ لَلَّذِينَ ٱتَّبَعُوهُ وَهَٰذَا ٱلنَّبِيُّ وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْۗ وَٱللَّهُ وَلِيُّ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Tena marina fa, ny Olona mendrika hitonon-tena hoe avy amin’i Ibrahimo (A.s), dia ireo izay nanaraka Azy, sy ity Mpaminany ity [46], ary ireo izay nino. Ary i Allah no Mpiahy ireo mpino. info
التفاسير: