ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
87 : 28

وَلَا يَصُدُّنَّكَ عَنۡ ءَايَٰتِ ٱللَّهِ بَعۡدَ إِذۡ أُنزِلَتۡ إِلَيۡكَۖ وَٱدۡعُ إِلَىٰ رَبِّكَۖ وَلَا تَكُونَنَّ مِنَ ٱلۡمُشۡرِكِينَ

Ary aoka tsy hanakana anao izy ireo amin’ireo fanambaran’I Allah rehefa nampidinina taminao izany. Ary miantsoa (ny vahoaka) mankany amin’ny Tomponao ianao, ary aoka ianao tsy ho anisan’ireo mpanompo sampy mihitsy. info
التفاسير: