ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
64 : 28

وَقِيلَ ٱدۡعُواْ شُرَكَآءَكُمۡ فَدَعَوۡهُمۡ فَلَمۡ يَسۡتَجِيبُواْ لَهُمۡ وَرَأَوُاْ ٱلۡعَذَابَۚ لَوۡ أَنَّهُمۡ كَانُواْ يَهۡتَدُونَ

Ary hotenenina (izy ireo) hoe : “Antsoy ireo mpiara-miombon’antoka taminareo !” Ka hiantso azy ireo izy ireo, nefa tsy hamaly azy ireo izy ireo. Rehefa hahita ny sazy izy ireo, dia haniry ny nanaraka ny tari-dalana (tamin’ny fiainana an-tany) ! info
التفاسير: