ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
63 : 28

قَالَ ٱلَّذِينَ حَقَّ عَلَيۡهِمُ ٱلۡقَوۡلُ رَبَّنَا هَٰٓؤُلَآءِ ٱلَّذِينَ أَغۡوَيۡنَآ أَغۡوَيۡنَٰهُمۡ كَمَا غَوَيۡنَاۖ تَبَرَّأۡنَآ إِلَيۡكَۖ مَا كَانُوٓاْ إِيَّانَا يَعۡبُدُونَ

Niteny ireo izay niharan’ny fitenenana nanao hoe : “Tomponay ô ! Ireny (ny vahoaka) izay noverezinay, noverezinay izy ireo tahaka ny nahavery anay ihany koa. Mitsipaka (azy ireo) eo anatrehanao izahay. Tsy izahay no notompoin’izy ireo”. info
التفاسير: