ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
56 : 28

إِنَّكَ لَا تَهۡدِي مَنۡ أَحۡبَبۡتَ وَلَٰكِنَّ ٱللَّهَ يَهۡدِي مَن يَشَآءُۚ وَهُوَ أَعۡلَمُ بِٱلۡمُهۡتَدِينَ

Tena marina fa ianao (ry Mohammady) dia tsy afaka hitari-dalana izay tianao, fa I Allah kosa no mitari-dalana izay sitrany, ary Izy no tena mahafantatra ireo izay (ho) voatari-dalana. info
التفاسير: