ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
48 : 28

فَلَمَّا جَآءَهُمُ ٱلۡحَقُّ مِنۡ عِندِنَا قَالُواْ لَوۡلَآ أُوتِيَ مِثۡلَ مَآ أُوتِيَ مُوسَىٰٓۚ أَوَلَمۡ يَكۡفُرُواْ بِمَآ أُوتِيَ مُوسَىٰ مِن قَبۡلُۖ قَالُواْ سِحۡرَانِ تَظَٰهَرَا وَقَالُوٓاْ إِنَّا بِكُلّٖ كَٰفِرُونَ

Ary rehefa tonga tamin’izy ireo ny fahamarinana avy Aminay, dia niteny izy ireo hoe : “Raha mba nomena mitovy amin’izay nomena an’i Mosesy izy” Moa tsy nitsipaka izay nomena an’i Mosesy teo aloha ve izy ireo ? Niteny izy ireo hoe : “Majika ankiroa (Thorà sy Kor’àny) no nifanohana !”. Ary niteny izy ireo hoe : “Izahay dia tsy mino na dia iray aza amin’izy ireo”. info
التفاسير: