ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
36 : 28

فَلَمَّا جَآءَهُم مُّوسَىٰ بِـَٔايَٰتِنَا بَيِّنَٰتٖ قَالُواْ مَا هَٰذَآ إِلَّا سِحۡرٞ مُّفۡتَرٗى وَمَا سَمِعۡنَا بِهَٰذَا فِيٓ ءَابَآئِنَا ٱلۡأَوَّلِينَ

Rehefa tonga tamin’izy ireo i Mosesy niaraka tamin’ireo famantaranay mazava, dia niteny izy ireo hoe : “Tsy inona ity afa-tsy majika noforonina. Ary tsy mbola naheno izao izahay tamin’ireo razambenay teo aloha”. info
التفاسير: