ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
29 : 28

۞ فَلَمَّا قَضَىٰ مُوسَى ٱلۡأَجَلَ وَسَارَ بِأَهۡلِهِۦٓ ءَانَسَ مِن جَانِبِ ٱلطُّورِ نَارٗاۖ قَالَ لِأَهۡلِهِ ٱمۡكُثُوٓاْ إِنِّيٓ ءَانَسۡتُ نَارٗا لَّعَلِّيٓ ءَاتِيكُم مِّنۡهَا بِخَبَرٍ أَوۡ جَذۡوَةٖ مِّنَ ٱلنَّارِ لَعَلَّكُمۡ تَصۡطَلُونَ

Koa rehefa nanatanteraka ny fe-potoana nifanarahana i Mosesy, ary lasa nandeha niaraka tamin’ny fianakaviany izy, dia nahatazana afo tamin’ny sisin’ilay tendrombohitra izy. Niteny tamin’ny fianakaviany izy nanao hoe : “Mipetraha eto ianareo. Nahita afo aho. Angamba hitondra vaovao ho anareo aho avy amin’izany, na tapa-porohan’afo mba ahafahanareo manafana tena”. info
التفاسير: