ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
27 : 28

قَالَ إِنِّيٓ أُرِيدُ أَنۡ أُنكِحَكَ إِحۡدَى ٱبۡنَتَيَّ هَٰتَيۡنِ عَلَىٰٓ أَن تَأۡجُرَنِي ثَمَٰنِيَ حِجَجٖۖ فَإِنۡ أَتۡمَمۡتَ عَشۡرٗا فَمِنۡ عِندِكَۖ وَمَآ أُرِيدُ أَنۡ أَشُقَّ عَلَيۡكَۚ سَتَجِدُنِيٓ إِن شَآءَ ٱللَّهُ مِنَ ٱلصَّٰلِحِينَ

Niteny izy (ilay anti-dahy) hoe : “Izaho dia te-hampanambady anao ny iray amin’ireo zanako vavy roa ireo, raha toa ka vonona ianao hiasa amiko mandritra ny valo taona. Raha fenoinao folo (taona) kosa izany dia miankina aminao ihany, na dia izany aza dia tsy mitady izay hampanahirana anao aho. Ka ho hitanao aho, raha sitrak’I Allah, fa anisan’ireo olona tsara” info
التفاسير: