ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
26 : 28

قَالَتۡ إِحۡدَىٰهُمَا يَٰٓأَبَتِ ٱسۡتَـٔۡجِرۡهُۖ إِنَّ خَيۡرَ مَنِ ٱسۡتَـٔۡجَرۡتَ ٱلۡقَوِيُّ ٱلۡأَمِينُ

Niteny ny iray tamin’izy roa (vavy) hoe : “Ry dada ô ! Ampiasao handray karama izy, satria ny tena tsara amin’izay hampiasanao ho karamaina dia ilay matanjaka sy mendri-pitokisana”. info
التفاسير: