ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
25 : 28

فَجَآءَتۡهُ إِحۡدَىٰهُمَا تَمۡشِي عَلَى ٱسۡتِحۡيَآءٖ قَالَتۡ إِنَّ أَبِي يَدۡعُوكَ لِيَجۡزِيَكَ أَجۡرَ مَا سَقَيۡتَ لَنَاۚ فَلَمَّا جَآءَهُۥ وَقَصَّ عَلَيۡهِ ٱلۡقَصَصَ قَالَ لَا تَخَفۡۖ نَجَوۡتَ مِنَ ٱلۡقَوۡمِ ٱلظَّٰلِمِينَ

Avy eo dia tonga taminy ny iray tamin’ireo vehivavy anankiroa, mamindra amim-pahamaontinana, ka niteny taminy hoe : “Tena miantso anao ny raiko mba hanomezany anao valisoa tamin’ny fampisotroanao anay (ho an’ireo biby fiompinay)” Ary rehefa tonga teo anatrehany izy, ka notantarainy taminy ny tantara, dia niteny izy (ilay anti-dahy) nanao hoe : “Aza matahotra fa avotra tamin’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny ianao”. info
التفاسير: