ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
24 : 28

فَسَقَىٰ لَهُمَا ثُمَّ تَوَلَّىٰٓ إِلَى ٱلظِّلِّ فَقَالَ رَبِّ إِنِّي لِمَآ أَنزَلۡتَ إِلَيَّ مِنۡ خَيۡرٖ فَقِيرٞ

Nampisotroiny (ireo biby fiompin’) izy roa, avy eo dia niverina nankany amin’ny aloka izy sady niteny nanao hoe : “Tompo ô ! Tena ilaiko tokoa ny fahasoavana izay hampidininao amiko”. info
التفاسير: