ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
50 : 25

وَلَقَدۡ صَرَّفۡنَٰهُ بَيۡنَهُمۡ لِيَذَّكَّرُواْ فَأَبَىٰٓ أَكۡثَرُ ٱلنَّاسِ إِلَّا كُفُورٗا

Ary efa notsinjaranay teo amin’izy ireo izany (rano) mba hahatsiarovan’izy ireo (Anay), nefa ny ankamaroan’ny olona dia nandà, (ary tsy nanao)afa-tsy ny fikomiana ihany. info
التفاسير: