ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
60 : 24

وَٱلۡقَوَٰعِدُ مِنَ ٱلنِّسَآءِ ٱلَّٰتِي لَا يَرۡجُونَ نِكَاحٗا فَلَيۡسَ عَلَيۡهِنَّ جُنَاحٌ أَن يَضَعۡنَ ثِيَابَهُنَّ غَيۡرَ مُتَبَرِّجَٰتِۭ بِزِينَةٖۖ وَأَن يَسۡتَعۡفِفۡنَ خَيۡرٞ لَّهُنَّۗ وَٱللَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٞ

Ho an’ireo vehivavy izay tsy afaka miteraka intsony, ka tsy manantena fanambadiana dia tsy misy tsiny ho azy ireo ny mametraka ireo fitafiny (fitondra ivelany), nefa tsy mampiseho kosa ny haingony, raha mitady fahamaontinana izy ireo dia tsara kokoa ho azy ireo izany. Ary Allah dia maheno sy mahalala ny zava-drehetra. info
التفاسير: