ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
41 : 24

أَلَمۡ تَرَ أَنَّ ٱللَّهَ يُسَبِّحُ لَهُۥ مَن فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ وَٱلطَّيۡرُ صَٰٓفَّٰتٖۖ كُلّٞ قَدۡ عَلِمَ صَلَاتَهُۥ وَتَسۡبِيحَهُۥۗ وَٱللَّهُ عَلِيمُۢ بِمَا يَفۡعَلُونَ

Moa ve tsy hitanao fa mankalaza an’I Allah izay rehetra eny amin’ireo lanitra sy ny ety an-tany, ary koa ireo vorona mikopak’elatra? Ny tsirairay dia efa mahafantatra ny fomba fivavahana Aminy sy ny fiderana Azy. Ary I Allah dia tena mahalala izay rehetra ataon’izy ireo. info
التفاسير: