ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
40 : 24

أَوۡ كَظُلُمَٰتٖ فِي بَحۡرٖ لُّجِّيّٖ يَغۡشَىٰهُ مَوۡجٞ مِّن فَوۡقِهِۦ مَوۡجٞ مِّن فَوۡقِهِۦ سَحَابٞۚ ظُلُمَٰتُۢ بَعۡضُهَا فَوۡقَ بَعۡضٍ إِذَآ أَخۡرَجَ يَدَهُۥ لَمۡ يَكَدۡ يَرَىٰهَاۗ وَمَن لَّمۡ يَجۡعَلِ ٱللَّهُ لَهُۥ نُورٗا فَمَا لَهُۥ مِن نُّورٍ

Na koa tahaka ny haizim-be ao anatin’ny ranomasina lalina, mandrakotra azy ny onja maro, izay miavovona eo ambonin'ny onja (hafa), izay rakotry ny rahona eo amboniny. Haizina mifanaingina, ny sasany ambonin’ny sasany, raha havoakany ny tanany dia mila tsy ho tazany izany. Ary izay tsy nomen’I Allah hazavana dia tsy hanana hazavana mihitsy. info
التفاسير: