ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
38 : 24

لِيَجۡزِيَهُمُ ٱللَّهُ أَحۡسَنَ مَا عَمِلُواْ وَيَزِيدَهُم مِّن فَضۡلِهِۦۗ وَٱللَّهُ يَرۡزُقُ مَن يَشَآءُ بِغَيۡرِ حِسَابٖ

Mba hanomezan’I Allah azy ireo ny valisoa mendrika indrindra amin’izay (asa tsara) nataon’izy ireo, ary hampitomboany amin’izy ireo ny fahasoavany. Ary I Allah dia manome anjaram-pahasoavana (riziky) tsy tambo isaina ho an’izay sitrany. info
التفاسير: