ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
26 : 24

ٱلۡخَبِيثَٰتُ لِلۡخَبِيثِينَ وَٱلۡخَبِيثُونَ لِلۡخَبِيثَٰتِۖ وَٱلطَّيِّبَٰتُ لِلطَّيِّبِينَ وَٱلطَّيِّبُونَ لِلطَّيِّبَٰتِۚ أُوْلَٰٓئِكَ مُبَرَّءُونَ مِمَّا يَقُولُونَۖ لَهُم مَّغۡفِرَةٞ وَرِزۡقٞ كَرِيمٞ

Ireo vehivavy ratsy fitondran-tena dia ho an’ireo lehilahy ratsy fitondran-tena, ary ireo lehilahy ratsy fitondran-tena dia ho an’ireo vehivavy ratsy fitondran-tena. Ary ireo vehivavy tsara fitondran-tena dia ho an’ireo lehilahy tsara fitondran-tena, ary ireo lehilahy tsara fitondran-tena dia ho an’ireo vehivavy tsara fitondran-tena. Izy ireny dia tsy manan-tsiny amin’izay tenenin’ny sasany. Ho azy ireo ny famelan-keloka sy ny anjaram-pahasoavana mendrika. info
التفاسير: