ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
67 : 22

لِّكُلِّ أُمَّةٖ جَعَلۡنَا مَنسَكًا هُمۡ نَاسِكُوهُۖ فَلَا يُنَٰزِعُنَّكَ فِي ٱلۡأَمۡرِۚ وَٱدۡعُ إِلَىٰ رَبِّكَۖ إِنَّكَ لَعَلَىٰ هُدٗى مُّسۡتَقِيمٖ

Isaky ny vahoaka tsirairay dia nomenay fomba aman-dalàna ny fanompoana harahiny. Ka aoka tsy hifanditra aminao mihitsy amin’ity raharaha ity izy ireo ! Ary miantsoa ho an’ny Tomponao ianao. Tena marina fa amin’ny tari-dalana mahitsy tokoa ianao. info
التفاسير: