ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
42 : 22

وَإِن يُكَذِّبُوكَ فَقَدۡ كَذَّبَتۡ قَبۡلَهُمۡ قَوۡمُ نُوحٖ وَعَادٞ وَثَمُودُ

Ary raha milaza anao fa mpandainga izy ireo, dia efa nilaza fa mpandainga koa ny vahoakan’i Noa, ireo Aad, ireo Thamod talohan’izy ireo. info
التفاسير: