ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
30 : 22

ذَٰلِكَۖ وَمَن يُعَظِّمۡ حُرُمَٰتِ ٱللَّهِ فَهُوَ خَيۡرٞ لَّهُۥ عِندَ رَبِّهِۦۗ وَأُحِلَّتۡ لَكُمُ ٱلۡأَنۡعَٰمُ إِلَّا مَا يُتۡلَىٰ عَلَيۡكُمۡۖ فَٱجۡتَنِبُواْ ٱلرِّجۡسَ مِنَ ٱلۡأَوۡثَٰنِ وَٱجۡتَنِبُواْ قَوۡلَ ٱلزُّورِ

Izany (no didy) ! Ka n'iza n'iza manaja ny zava-pady avy amin’I Allah, dia tsara ho azy izany eo anatrehan’ny Tompony. Ary omena alalana ianareo hihinana ireo biby fiompy, afa-tsy izay notanisaina taminareo (fady). Alavironareo ny loto noho ireo sampy, ary alavironareo ihany koa ny teny feno lainga. info
التفاسير: