ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
35 : 21

كُلُّ نَفۡسٖ ذَآئِقَةُ ٱلۡمَوۡتِۗ وَنَبۡلُوكُم بِٱلشَّرِّ وَٱلۡخَيۡرِ فِتۡنَةٗۖ وَإِلَيۡنَا تُرۡجَعُونَ

Ny zava-manan'aina rehetra dia samy hanandrana fahafatesana. Hosedrainay amin’ny ratsy sy amin’ny tsara ianareo mba ho fitsapana. Ary aty Aminay no hamerenana anareo. info
التفاسير: