ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
24 : 21

أَمِ ٱتَّخَذُواْ مِن دُونِهِۦٓ ءَالِهَةٗۖ قُلۡ هَاتُواْ بُرۡهَٰنَكُمۡۖ هَٰذَا ذِكۡرُ مَن مَّعِيَ وَذِكۡرُ مَن قَبۡلِيۚ بَلۡ أَكۡثَرُهُمۡ لَا يَعۡلَمُونَ ٱلۡحَقَّۖ فَهُم مُّعۡرِضُونَ

Moa ve nandray zanahary hafa ankoatr'Azy (Allah) izy ireo ? Teneno hoe : “Ento ny porofonareo ! Ity dia fampahatsiahivana ho an’ireo izay miaraka amiko, sy fampahatsiahivana ihany koa ho an’ireo talohako”. Nefa maro amin’izy ireo no tsy mahafantatra ny fahamarinana, ary mpanohitra izy ireo. info
التفاسير: