ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
22 : 21

لَوۡ كَانَ فِيهِمَآ ءَالِهَةٌ إِلَّا ٱللَّهُ لَفَسَدَتَاۚ فَسُبۡحَٰنَ ٱللَّهِ رَبِّ ٱلۡعَرۡشِ عَمَّا يَصِفُونَ

Raha ohatra ka nisy zanahary hafa any amin'izy roa ireo (lanitra sy ny tany) ankoatr'I Allah, dia tena marina fa nikorontana izy roa ireo. Voninahitra anie ho an'I Allah, Tompon'ilay Seza fiandrianana ; ary Izy dia lavitra amin'izay nofaritan'izy ireo. info
التفاسير: