ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
52 : 20

قَالَ عِلۡمُهَا عِندَ رَبِّي فِي كِتَٰبٖۖ لَّا يَضِلُّ رَبِّي وَلَا يَنسَى

Niteny izy (Mosa) hoe : “Ny fahalalana momba azy ireo dia eo anatrehan’ny Tompoko, ao amin’ny Boky. Tsy manao hadisoana, ary tsy manadino ny Tompoko”. info
التفاسير: