ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
124 : 20

وَمَنۡ أَعۡرَضَ عَن ذِكۡرِي فَإِنَّ لَهُۥ مَعِيشَةٗ ضَنكٗا وَنَحۡشُرُهُۥ يَوۡمَ ٱلۡقِيَٰمَةِ أَعۡمَىٰ

Ary n'iza n'iza kosa mitodi-damosina amin’ny fampahatsiahivako,tena marina fa ho Azy ny fiainana feno fahasahiranana, ary amin’ny Andro Fitsanganana (amin’ny maty) dia haverinay ao anaty fahajambana Izy. info
التفاسير: