ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
142 : 2

۞ سَيَقُولُ ٱلسُّفَهَآءُ مِنَ ٱلنَّاسِ مَا وَلَّىٰهُمۡ عَن قِبۡلَتِهِمُ ٱلَّتِي كَانُواْ عَلَيۡهَاۚ قُل لِّلَّهِ ٱلۡمَشۡرِقُ وَٱلۡمَغۡرِبُۚ يَهۡدِي مَن يَشَآءُ إِلَىٰ صِرَٰطٖ مُّسۡتَقِيمٖ

Hilaza ny tsy ampy saina amin’ireo olona ireo hoe : “Iza no nampivily azy ireo tamin’ny fitodihany (kibla), izay efa nitodihan’izy ireo teo aloha?”. Lazao azy ireo : “An’Allah avokoa ny Atsinanana sy ny Andrefana. Mitari-dàlana ny olona amin’ny sitrapony amin’ny làlana mahitsy Izy”. info
التفاسير: