ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
110 : 2

وَأَقِيمُواْ ٱلصَّلَوٰةَ وَءَاتُواْ ٱلزَّكَوٰةَۚ وَمَا تُقَدِّمُواْ لِأَنفُسِكُم مِّنۡ خَيۡرٖ تَجِدُوهُ عِندَ ٱللَّهِۗ إِنَّ ٱللَّهَ بِمَا تَعۡمَلُونَ بَصِيرٞ

Atsangano nareo ny Soalat ary mamoaha ihany koa ny Zakat; fa na inona na inona ny soa ataonareo ho an'ny tenanareo dia ho hitanareo any amin'i Tompo Allah izany tena marina fa i Tompo Allah dia mahita tanteraka izay rehetra ataonareo. info
التفاسير: