ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
10 : 18

إِذۡ أَوَى ٱلۡفِتۡيَةُ إِلَى ٱلۡكَهۡفِ فَقَالُواْ رَبَّنَآ ءَاتِنَا مِن لَّدُنكَ رَحۡمَةٗ وَهَيِّئۡ لَنَا مِنۡ أَمۡرِنَا رَشَدٗا

(Tsarovy ry Mohamady) raha nitoetra tao anatin’ilay lava-bato ireo tanora, dia niteny izy ireo nanao hoe : “Tomponay oh ! Omeo famindram-po avy Aminao izahay, ary hamorao aminay ny fahitsiana amin’izay rehetra momba anay. info
التفاسير: