ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
8 : 17

عَسَىٰ رَبُّكُمۡ أَن يَرۡحَمَكُمۡۚ وَإِنۡ عُدتُّمۡ عُدۡنَاۚ وَجَعَلۡنَا جَهَنَّمَ لِلۡكَٰفِرِينَ حَصِيرًا

Angamba hamindra fo aminareo ny Tomponareo (raha mibebaka ianareo). Nefa raha miverina (amin’ny fahotana) ianareo dia hiverina ihany koa Izahay (amin’ny fanasaziana). Ary nataonay toeram-pigadrana ny afobe, ho an’ireo tsy mpino. info
التفاسير: