ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
64 : 17

وَٱسۡتَفۡزِزۡ مَنِ ٱسۡتَطَعۡتَ مِنۡهُم بِصَوۡتِكَ وَأَجۡلِبۡ عَلَيۡهِم بِخَيۡلِكَ وَرَجِلِكَ وَشَارِكۡهُمۡ فِي ٱلۡأَمۡوَٰلِ وَٱلۡأَوۡلَٰدِ وَعِدۡهُمۡۚ وَمَا يَعِدُهُمُ ٱلشَّيۡطَٰنُ إِلَّا غُرُورًا

“Sintony amin’ny alalan’ny feonao, izay tratranao amin’izy ireo ary angony ireo miaramilanao mpitaingin-tsoavaly sy ireo mpandeha tongotra, hanohitra azy ireo, mikambàna amin’izy ireo ianao amin’ireo fananana sy amin’ireo zanaka ary omeo fampanantenana izy ireo”.Ary tsy manome fampanantenana azy ireo ny satana raha tsy ny lainga. info
التفاسير: