ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
63 : 17

قَالَ ٱذۡهَبۡ فَمَن تَبِعَكَ مِنۡهُمۡ فَإِنَّ جَهَنَّمَ جَزَآؤُكُمۡ جَزَآءٗ مَّوۡفُورٗا

Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Mandehana ianao ! Fa n'iza n'iza manaraka anao amin’izy ireo dia ny afobe no tena hamaliako anareo, valiny lehibe tokoa izany! info
التفاسير: