ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
62 : 17

قَالَ أَرَءَيۡتَكَ هَٰذَا ٱلَّذِي كَرَّمۡتَ عَلَيَّ لَئِنۡ أَخَّرۡتَنِ إِلَىٰ يَوۡمِ ٱلۡقِيَٰمَةِ لَأَحۡتَنِكَنَّ ذُرِّيَّتَهُۥٓ إِلَّا قَلِيلٗا

Niteny indray izy nanao hoe : “Hitanao ve ilay nomenao haja ambony kokoa noho izaho ? Raha mba omenao fotoana aho hatramin’ny Andro Fitsanganana (amin’ny maty), dia hanjakako tanteraka ireo taranany afa-tsy ny vitsy an'isa (amin’izy ireo)”. info
التفاسير: