ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
59 : 17

وَمَا مَنَعَنَآ أَن نُّرۡسِلَ بِٱلۡأٓيَٰتِ إِلَّآ أَن كَذَّبَ بِهَا ٱلۡأَوَّلُونَۚ وَءَاتَيۡنَا ثَمُودَ ٱلنَّاقَةَ مُبۡصِرَةٗ فَظَلَمُواْ بِهَاۚ وَمَا نُرۡسِلُ بِٱلۡأٓيَٰتِ إِلَّا تَخۡوِيفٗا

Ary tsy misy nisakana Anay handefa fahagagana mihitsy raha tsy ny fiampangan’ireo vahoaka teo aloha izany ho lainga. Ary efa nomenay (ireo vahoaka) Thamody ny rameva vavy (izay fahagagana) hita maso saingy nanaovan’izy ireo ny tsy rariny izany. Ary tsy mandefa ireo fahagagana Izahay raha tsy ho fampatahorana. info
التفاسير: