ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
20 : 17

كُلّٗا نُّمِدُّ هَٰٓؤُلَآءِ وَهَٰٓؤُلَآءِ مِنۡ عَطَآءِ رَبِّكَۚ وَمَا كَانَ عَطَآءُ رَبِّكَ مَحۡظُورًا

Ny tsirairay dia hampianay na ny andaniny na ny ankilany, amin’ny fanomezan’ny Tomponao. Ary tsy ho lavina (na amin’iza na amin’iza)ny fanomezana avy amin’ny Tomponao. info
التفاسير: