ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
63 : 16

تَٱللَّهِ لَقَدۡ أَرۡسَلۡنَآ إِلَىٰٓ أُمَمٖ مِّن قَبۡلِكَ فَزَيَّنَ لَهُمُ ٱلشَّيۡطَٰنُ أَعۡمَٰلَهُمۡ فَهُوَ وَلِيُّهُمُ ٱلۡيَوۡمَ وَلَهُمۡ عَذَابٌ أَلِيمٞ

Mba marina ve izany eo anatrehan’i Allah ! Izahay dia nandefa (iraka) tokoa tamin’ireo vahoaka teo alohanao.Nefa nohatsarain’ny satana izay nataon’izy ireo, Izy no mpiahy azy ireo ankehitriny. Koa dia ahazo famaizana mamirifiry izy ireo (any an-koatra). info
التفاسير: