ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
56 : 16

وَيَجۡعَلُونَ لِمَا لَا يَعۡلَمُونَ نَصِيبٗا مِّمَّا رَزَقۡنَٰهُمۡۗ تَٱللَّهِ لَتُسۡـَٔلُنَّ عَمَّا كُنتُمۡ تَفۡتَرُونَ

Ary dia nataon’izy ireo ho an’izay tsy fantany akory (ireo sampy) ny ampahany amin’ireo fananana natolotray ho azy ireo. Mba ho marina eo anatrehan’i Allah ! Hanontaniana tokoa mikasika izay noforoninareo Ianareo. info
التفاسير: