ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
125 : 16

ٱدۡعُ إِلَىٰ سَبِيلِ رَبِّكَ بِٱلۡحِكۡمَةِ وَٱلۡمَوۡعِظَةِ ٱلۡحَسَنَةِۖ وَجَٰدِلۡهُم بِٱلَّتِي هِيَ أَحۡسَنُۚ إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعۡلَمُ بِمَن ضَلَّ عَن سَبِيلِهِۦ وَهُوَ أَعۡلَمُ بِٱلۡمُهۡتَدِينَ

Miantsoa amin’ny làlan’ny Tomponao, amim-pahendrena sy amim-pananarana tsara Ianao. Ary miadia hevitra amin’izy ireo amin’ny fomba mendrika indrindra ianao. Marina fa ny Tomponao no tena mahalala izay niala ny làlany, ary Izy ihany koa no mahalala ireo voatari-dàlana. info
التفاسير: