ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
110 : 16

ثُمَّ إِنَّ رَبَّكَ لِلَّذِينَ هَاجَرُواْ مِنۢ بَعۡدِ مَا فُتِنُواْ ثُمَّ جَٰهَدُواْ وَصَبَرُوٓاْ إِنَّ رَبَّكَ مِنۢ بَعۡدِهَا لَغَفُورٞ رَّحِيمٞ

Fa ny Tomponao tokoa, ho an’ireo izay nifindra-monina taorian’ny fitsapana nianjady tamin’izy ireo, avy eo niady (tamin’ny làlan’i Allah) sy niaritra...ny Tomponao aorian’izany dia tena Mpamela heloka sy be Indrafo. info
التفاسير: