ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
106 : 16

مَن كَفَرَ بِٱللَّهِ مِنۢ بَعۡدِ إِيمَٰنِهِۦٓ إِلَّا مَنۡ أُكۡرِهَ وَقَلۡبُهُۥ مُطۡمَئِنُّۢ بِٱلۡإِيمَٰنِ وَلَٰكِن مَّن شَرَحَ بِٱلۡكُفۡرِ صَدۡرٗا فَعَلَيۡهِمۡ غَضَبٞ مِّنَ ٱللَّهِ وَلَهُمۡ عَذَابٌ عَظِيمٞ

N'iza n'iza nitsipaka an’i Allah aorian’ny finoany... afa-tsy izay noterena, nefa ny fony dia feno fahatoniana amin’ny finoana, ary ireo izay manokatra an-tsitrapò ny fony amin’ny tsy finoana, dia hianjady amin’izy ireo ny hatezerana avy amin’i Allah, ary ho azy ireo ny famaizana lehibe. info
التفاسير: