ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
8 : 14

وَقَالَ مُوسَىٰٓ إِن تَكۡفُرُوٓاْ أَنتُمۡ وَمَن فِي ٱلۡأَرۡضِ جَمِيعٗا فَإِنَّ ٱللَّهَ لَغَنِيٌّ حَمِيدٌ

Ary niteny i Mosa (Mosesy) ka nanao hoe : “ Raha tsy mahay mankasitraka Ianareo sy izay rehetra ety ambonin’ny tany, tena marina fa i Allah dia manana ny ampy ho n’i Tenany ary mendri-piderana Izy ”. info
التفاسير: