ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
35 : 14

وَإِذۡ قَالَ إِبۡرَٰهِيمُ رَبِّ ٱجۡعَلۡ هَٰذَا ٱلۡبَلَدَ ءَامِنٗا وَٱجۡنُبۡنِي وَبَنِيَّ أَن نَّعۡبُدَ ٱلۡأَصۡنَامَ

Ary raha niteny Ibrahimo ka nanao hoe : ” Tompo o ! Ataovy feno fandriampahalemana ity tanàna ity, ary halaviro Ahy sy ireo Zanako mba tsy hanompo ireo sampy Izahay. info
التفاسير: