ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
32 : 14

ٱللَّهُ ٱلَّذِي خَلَقَ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضَ وَأَنزَلَ مِنَ ٱلسَّمَآءِ مَآءٗ فَأَخۡرَجَ بِهِۦ مِنَ ٱلثَّمَرَٰتِ رِزۡقٗا لَّكُمۡۖ وَسَخَّرَ لَكُمُ ٱلۡفُلۡكَ لِتَجۡرِيَ فِي ٱلۡبَحۡرِ بِأَمۡرِهِۦۖ وَسَخَّرَ لَكُمُ ٱلۡأَنۡهَٰرَ

Allah, Izy ilay nahary ireo lanitra sy ny tany ary nandrotsaka ny ranon’orana avy any an-danitra ka namoaka avy amin’izany ireo karazam-boankazo ho anjara fivelomana ho Anareo. Ary nataony ho ampiasanareo ireo sambo izay misosa eny an-dranomasina avy amin’ny alalan’ny didiny, ary nataony ho ampiasainareo ireo renirano. info
التفاسير: