ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
28 : 14

۞ أَلَمۡ تَرَ إِلَى ٱلَّذِينَ بَدَّلُواْ نِعۡمَتَ ٱللَّهِ كُفۡرٗا وَأَحَلُّواْ قَوۡمَهُمۡ دَارَ ٱلۡبَوَارِ

Moa ve tsy hitanao ireo izay manakalo ny fahasoavan’i Allah amin’ny tsy fankasitrahana, ary mametraka ny vahoakan’izy ireo amin’ny toeran’ny fahaverezana ; info
التفاسير: