ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
13 : 14

وَقَالَ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ لِرُسُلِهِمۡ لَنُخۡرِجَنَّكُم مِّنۡ أَرۡضِنَآ أَوۡ لَتَعُودُنَّ فِي مِلَّتِنَاۖ فَأَوۡحَىٰٓ إِلَيۡهِمۡ رَبُّهُمۡ لَنُهۡلِكَنَّ ٱلظَّٰلِمِينَ

Ary niteny ireo izay tsy nino tamin’ny Iraka’izy ireo ka nanao hoe : " Tena horoahinay hiala amin’ny tanànanay Ianareo na koa hiverina amin’ny finoanay (finoan-drazana) ianareo ! ” Ka nanambara tamin’izy ireo ny Tompon’izy ireo ka nanao hoe : " Haringanay tanteraka ireo mpanao ny tsy rariny ”. info
التفاسير: