ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
11 : 14

قَالَتۡ لَهُمۡ رُسُلُهُمۡ إِن نَّحۡنُ إِلَّا بَشَرٞ مِّثۡلُكُمۡ وَلَٰكِنَّ ٱللَّهَ يَمُنُّ عَلَىٰ مَن يَشَآءُ مِنۡ عِبَادِهِۦۖ وَمَا كَانَ لَنَآ أَن نَّأۡتِيَكُم بِسُلۡطَٰنٍ إِلَّا بِإِذۡنِ ٱللَّهِۚ وَعَلَى ٱللَّهِ فَلۡيَتَوَكَّلِ ٱلۡمُؤۡمِنُونَ

Niteny tamin’izy ireo, ireo Irak’izy ireo ka nanao hoe : “ Marina fa, tsy Inona akory Izahay fa Olombelona tahaka Anareo ihany. Nefa i Allah kosa dia manome fahasoavana ho an’izay sitrany amin’ireo mpanompony Tsy anjaranay ny mitondra porofo Aminareo, raha tsy alalana avy amin’i Allah. Ary amin’i Allah no tokony hametrahan’ireo mpino ny fitokisany. info
التفاسير: