ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
66 : 11

فَلَمَّا جَآءَ أَمۡرُنَا نَجَّيۡنَا صَٰلِحٗا وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ مَعَهُۥ بِرَحۡمَةٖ مِّنَّا وَمِنۡ خِزۡيِ يَوۡمِئِذٍۚ إِنَّ رَبَّكَ هُوَ ٱلۡقَوِيُّ ٱلۡعَزِيزُ

Rehefa tonga àry ny didinay (sazy) navotanay i Soalihy sy ireo izay nino niaraka taminy tamin’ny alalan’ny famindram-po avy Aminay, nohon'ny fahafaham-baraka tamin’io andro io.Tena marina fa ny Tomponao no ilay Matanjaka ilay Tsitoha. info
التفاسير: