ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
116 : 11

فَلَوۡلَا كَانَ مِنَ ٱلۡقُرُونِ مِن قَبۡلِكُمۡ أُوْلُواْ بَقِيَّةٖ يَنۡهَوۡنَ عَنِ ٱلۡفَسَادِ فِي ٱلۡأَرۡضِ إِلَّا قَلِيلٗا مِّمَّنۡ أَنجَيۡنَا مِنۡهُمۡۗ وَٱتَّبَعَ ٱلَّذِينَ ظَلَمُواْ مَآ أُتۡرِفُواْ فِيهِ وَكَانُواْ مُجۡرِمِينَ

Raha mba nisy mantsy tamin’ireo razambe teo alohanareo olo-mendrika sy nandrara ny fanimbana teto an-tany ! Nefa indrisy mantsy ! Afa-tsy ny vitsy an’isa tamin’ireo izay navotanay ihany. Fa ireo izay nanao ny tsy rariny, dia miezaka amin’ny fanarahana ny asa ratsy tafahoatra izay niainany no sady mpanao heloka bevava tokoa izy ireo. info
التفاسير: